Teny iditra malemy fanahy
Singan-teny malemy ; fanahy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona morabe, tsy masiaka, mampiseho fitiavana, malemy paika, mora ifanarahana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Kind, gentle in disposition. [1.2]
Ohatra Biby malemy fanahy sady tsara tarehy izy [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16