Teny iditra |
leo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Has had enough and too much; disgusted Drunk [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui en a assez; dégoûté [1.3]
|
| Ivre [1.3]
|
| Indisposé par un narcotique [1.3]
|
| Qui n'en veut plus Assoupi, étourdi [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
leo,
leoko,
leonao,
leony,
leontsika,
leonay,
leonareo,
leon',
leon-,
leom- |
Ny lasa : |
leo,
leoko,
leonao,
leony,
leontsika,
leonay,
leonareo,
leon',
leon-,
leom- |
Ny hoavy : |
ho leo,
ho leoko,
ho leonao,
ho leony,
ho leontsika,
ho leonay,
ho leonareo,
ho leon',
ho leon-,
ho leom- |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
leo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Equalled, matched, overcome [1.2]
|
| Borne, sustained [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre: ~ Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~
Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3]
|
| Supporté [1.8]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
|
Teny iditra |
leo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Tanosy]
laona
[1.78]
|
|
Teny iditra |
leo
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
To-day [1.2]
|
Voambolana |
|