Teny iditra laona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo na vato noloahana -- fa tsy tanteraka -- ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A mortar for pounding rice; any mortar [Mal. lasung (?)] [1.2]
 A mortar for pounding rice, maize, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mortier pour piler le riz, le maïs, etc [1.8]
Ohatra 
1laona sy fanoto no manodidina azy ary ahitra malemy mifatratra an-tsobiky no taingenan' ny sasany aminy. [2.470]
2Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. [2.472]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31