Teny iditra (1/4) | 1 mamo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] drunk; disgusted; tired out |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] ivre; dégoûté; épuisé |
Fototeny | 6 hamo |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 mienjika, varivariny, jaonjaona, tafiditra, didy, mitadidy, mivembena, doroka, mandraingiraingy, jobo, birika, leon-toaka, trabo, mena maso, mandrefy lalana, manao tari-damba, mirediredy, very saina, mamo maty, mamo be ohatra ny omby |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny mamo io |
Teny iditra (2/4) | 23 mamo |
Sokajin-teny | 24 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
25 [1.78] [Taisaka]
sorena |
Teny iditra (3/4) | 26 mamo |
Sokajin-teny | 27 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
28 [1.78] [Taisaka]
moka |
Voambolana |
29 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Teny iditra (4/4) | 30 Mamo |
Sokajin-teny | 31 anaram-poko |
Voambolana |
32 Tantara: firenena |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 34 mamo, Mamo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |