Teny iditra fahaleo (leo)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Hataonay ahoana no fahaleo azy ireo, raha tsy vonjenao izahay? [2.996]
Haiendriteny 
Tsotra : fahaleo, fahaleoko, fahaleonao, fahaleony, fahaleontsika, fahaleonay, fahaleonareo, fahaleon', fahaleon-, fahaleom-
Tovonana : -pahaleo, -pahaleoko, -pahaleonao, -pahaleony, -pahaleontsika, -pahaleonay, -pahaleonareo, -pahaleon', -pahaleon-, -pahaleom-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31