Teny iditra desambra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran' ny volana faharoa ambin' ny folo amin' ny taona, misy andro 31 [1.1]
Fanazavàna teny anglisy December [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Décembre [3.1]
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31