Teny iditra | afosa (fosa) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mifosa, manaratsy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Used of the person who is denounced as being bad [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | afosa | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Volana fahadimy amin'ny taona [1.78] | ||||||||
[Bezanozano] Volana fahatelo amin'ny taona [1.78] | |||||||||
[Sihanaka] Anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [1.78] | |||||||||
Voambolana | Fotoana | ||||||||
Fivaditsoratra | afosa, asafo, faosa, fasoa, ofasa, saofa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |