Teny iditra |
Ham > hana
|
Sokajin-teny | Tsy lazaina
|
Fanazavàna teny frantsay | Voir hanina,
hinana,
homana
[1.5]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
Ham > hana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zanaky ny vola nampisamborina [1.10]
|
| Vola ampizanahina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Lending or borrowing money on interest [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Capital, tout ce qui est prêté à intérêt [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
Ham > hana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Betsileo, Taifasy, Taisaka, Tanosy]
Kapa [1.78]
|
| [Bara, Betsileo, Taifasy]
Kiraro [1.78]
|
| [Betsileo]
Faladian-kiraro [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | A provincial word for kiraro or
kapa
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Sandale de cuir [1.82]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Ham > hana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fitana rano [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Gué [1.82]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
Ham > hana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Voditongotra [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Ham > hana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Vehivavy janga [1.10, 1.78]
|
| Tsimihorirana, tsimanetsa [1.10]
|
|
Teny iditra |
Ham > hana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-tondro any amin' ny faritany atsimo atsinanana; misy 20stm ny halavany [1.10]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Ham > ha~na
|
Sokajin-teny | tsirinteny saradroa
|
|
Teny iditra |
Ham > ana-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe anaka
|
|
Teny iditra |
Ham > ana-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe anana
|
Anaram-javamaniry |
|
|
Teny iditra |
Ham > ana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na
nihazakazaka mafy: Ana aho vao nahafaka ny rihana efatra mankatỳ aminareo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Faint, exhausted, from hunger, cold, or toil; embarrassed. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Essoufflé, hors d'haleine, épuisé, fatigué, transi de froid [1.3]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Ham > ana
|
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy itỳ trano itỳ fa Vazaha no mipetraka ao [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Comme an (any); avec régime indéterminé, sans article: An'iza ireo kotra ireo ? -- Ana miaramila nandalo teto (À qui sont ses gibernes ? -- À des soldats qui ont passé par là) [1.3]
|
| [Vezo]
Idée de possession [1.68]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
Ham > ana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
vary
[1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Ham > ana
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
miantsoroka
[1.78]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
Ham > anà
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
anao
[1.78]
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
Ham > ~ana
|
Sokajin-teny | tovana
|
|
Teny iditra |
Ham > a~na
|
Sokajin-teny | tsirinteny saradroa
|
|
Teny iditra |
Ham > Anà
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Anah [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ana [2.996]
|
Voambolana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|