Teny iditra hanaina (hana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alaina na samborina misy zanany: Ohatrinona ny vola nohanainao? [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : hanaina, hanaiko, hanainao, hanainy, hanaintsika, hanainay, hanainareo, hanain', hanain-, hanaim-, hanai-
Ny lasa : nohanaina, nohanaiko, nohanainao, nohanainy, nohanaintsika, nohanainay, nohanainareo, nohanain', nohanain-, nohanaim-, nohanai-
Ny hoavy : hohanaina, hohanaiko, hohanainao, hohanainy, hohanaintsika, hohanainay, hohanainareo, hohanain', hohanain-, hohanaim-, hohanai-
Filaza mandidy : hanao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20