Teny iditra | anamalaho (anana, laho) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces) Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc. [1.2] | |
A strong aromatic leafy vegetable [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Herbe potagère au goût aromatique amer [1.8] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Anarana siantifika | Spilanthes oleraces | |
Mpanahaka | anamalahoala ~ anamalahobe ~ anamalahokely ~ anamalahombazaha ~ anamalahonkova ~ anamalahovavy | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny anamalaho io | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |