Teny iditra vorombe maty vady
Singan-teny vorombe ; maty ; vady
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana olona mijoro ka ny tongony an' ila ihany no mitehi-tany eo am-pijoroana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Oie qui a perdu son compagnon. Se disait de quelqu' un qui se tient sur un seul pied. [2.415]
 Punition : action de se tenir debout sur un seul pied [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03