Teny iditra voromailala
Singan-teny vorona ; mailala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ voromahailala ] Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana) [1.1]
 Vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [1.62]
Fanazavàna teny anglisy A dove, a pigeon [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ voromahailala ] Pigeon, colombe [1.3]
 Pigeon [1.54]
Ohatra Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy. [1.437]
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  domohina ~ limohy ~ pakatova
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26