Entrée voromahailala > voromailala (vorona, hay, lala)
Partie du discours nom
Définition malgache [ voromahailala ] Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana) [Rajemisa 1985]
 vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [Akademia 2005]
Traduction anglaise a dove, a pigeon [Richardson 1885]
Traduction française [ voromahailala ] pigeon, colombe [Abinal 1888]
 pigeon [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  domohina ~ limohy ~ pakatova
Articles