Teny iditra Ravenala
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Ravenala madagascariensis akondrohazo, antandro, antrandra, bakabia, bemavo, fitroka, fontsimavo, fontsy, hazobaka, hodokembo, honkodambo, honkona, kasaka, lamaka, lovia-ravimpotsy, mahabevola, mandravalana, ontsy, rapaka, ravimpotsy, ravina, ravinala, voadora
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21