Teny iditra bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Diky, fivalanana [1.1]
Voambolana 

Teny iditra bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Karazam-bibilava madinika [1.78]
Voambolana 

Teny iditra bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] The traveller's tree. Ravenala madagascariensis, L. Same as ravimpotsy (Betsimisaraka), bakabia (Sakalava), fontsy (Betsimisaraka), akondrohazo (Provincial), and ravinala [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de be : très et mavo : jaune). Nom donné pour des raisons différentes, dans diverses régions à des plantes très éloignées les unes des autres. Nom donné aux feuilles de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae), lorsqu'elles jaunissent et qu'on peut les récolter pour faire du falafa. [1.196]
Anarana siantifika Ravenala madagascariensis
Voambolana 
Tovy hevitra akondrohazo ~ bakabia ~ fontsy ~ ravinala ~ ravimpotsy

Teny iditra bemavo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Tanala] (de be : très et mavo : jaune). Variété de patate, Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae) à gros tubercule jaune. [1.196]
Anarana siantifika Ipomoea batatas
Voambolana 

Teny iditra bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanosy] Liane aphylle à latex jaune abondant : Sarcostemma viminale(L.) R. Br.(Apocynaceae). [1.196]
Anarana siantifika Sarcostemma viminale
Voambolana 

Teny iditra Bemavo (be, mavo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -22.2833333, 45.6333333
-21.6166667, 45.3833333
-17.2666667, 47.5166667
Haianarantany be, mavo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31