Entrée ranombary tsy masaka (rano, vary, tsy, masaka)
Partie du discours locution
Explications en malgache anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy: Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko
Mitovy hevitra: faodranomaso ~ kofehy ~ rambondamba ~ solon-tsosoa ~ zara levenana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31