Teny iditra mandra-pihaona
Singan-teny mandraka ; fihaona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Au revoir [1.5]
 à bientôt [1.66]
Ohatra 
1Mandra-pihaona ange? [2.499]
2Mandra-pihaona ary, ndrematoa! [2.529]
3Hataontsika veloma mandrapihaona ary izy [2.332]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04