Teny iditra fihaona (haona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fifanenana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de se rencontrer [1.3]
 Rencontre, jonction [1.5]
Ohatra Tsy nampoizin' i Davida ny ho naterak' ilay fihaona tamin' i Laibory sy ny ray aman-dreny avy tany Imady, tany Ambohimanga Atsimo, tamin' ny nahafatesan' ny Printsesy Iovana. [2.270]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11