Teny iditra farasisa
Singan-teny fara ; sisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina toa mifamindra amin' ny ra mahatonga ho feriferena na ho sarotim-pery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [sisa, that which is left.] The tertiary state of syphilitic diseases. [1.2]
 Syphilis [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Syphilis [1.54, 1.8]
Ohatra 
1Manonofy eo amin' ny farafara maloto na misaritaka : farasisa na angatra. [1.381]
2Ilaina amin'ny fitsaboana farasisa mahery vaika ihany koa izy ireo (jereo p. [2.424]
Voambolana 
Mpanahaka  akohofotsy ~ ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ fiandry ~ fifia ~ vania
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10