Teny iditra faho
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fifangaroana, fitambaran-javatra roa tsy mitovy, ka ny iray ilaina fa ny iray' tsy ilaina nefa sarotra akifika, fanampiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mixed, in a mixed state. See haro [1.2]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra faho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsimisaraka] A handsome palm-like shrub which yields sago, but care must be taken in its preparation. Cycas circinalis. Same as vofaho [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] ( faho, en général, évoque l'idée de mélange. On écrase le tronc de cette sorte d'arbre et on en mélange la pulpe avec de l'eau pour isoler la fécule qu'on obtient ensuite par décantation). Cycas thouarsii R.Br. (Cycadaceae). On tire de son tronc une sorte de fécule rappelant le sagou. Utilisée dans l'alimentation. [1.196]
Anarana siantifika Cycas thouarsii
Voambolana 

Teny iditra faho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Appellation botanique: Chloroxylon faho [2.612]
Anarana siantifika Chloroxylon faho
Voambolana 
Tovy hevitra maintsoririnina ~ vofaho

Teny iditra Faho
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Pau [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Paü [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Pao
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27