Teny iditra |
haro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famadibadihana zavatra mba hifangaroan' ny ao anatiny tsara Fanaovana izay hampikambana ka hampiray zavatra roa na maro [1.1]
|
| Fitambarana taharo roa na maromaro [1.13]
|
| [Taisaka]
Fifangaroana [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | A mixture. [mal. And jav. Aru, to stir up.] [1.2]
|
| A mixture [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mélange [1.8]
|
| Complexe, mélange, composition [1.13]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
fangaro ~
laro |
|
Teny iditra |
haro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Corbeille [1.82]
|
|
Teny iditra |
haro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fihadiana [1.78]
|
|
Teny iditra |
haro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Alina [1.78]
|
|