Teny iditra aharo (haro)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Afangaro, ampifangaroina [1.78]
 Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be mixed. Used in speaking of that which is added. [1.2]
Ohatra Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy. [1.431]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aharo, aharoko, aharonao, aharony, aharontsika, aharonay, aharonareo, aharon', aharon-, aharom-
Ny lasa : naharo, naharoko, naharonao, naharony, naharontsika, naharonay, naharonareo, naharon', naharon-, naharom-
Ny hoavy : haharo, haharoko, haharonao, haharony, haharontsika, haharonay, haharonareo, haharon', haharon-, haharom-
Filaza mandidy : aharoy

Teny iditra aharo (hatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atra [fitanisana]
Ohatra aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra; [2.48]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16