Teny iditra | haroina (haro) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Avadibadika mba hifangaro tsara: Haroy matetika itỳ vary mihahy itỳ [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be mixed, to be mingled, to be put into a state of confused mixture. [1.2] | ||||||||
To be mixed, to be stirred [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on mélange, qu'on ensemble [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | haroana | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny haroina io | ||||||||
Fivaditsoratra | aharony, ahorina, aniraho, anohary, anorahy, arahony, aronahy, haorina, hariaño, haroina, hoarina, iharano, oharina, rihaona, roahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |