Teny iditra Strychnos
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Strychnos baronii pandela
Strychnos bifurcata vory
Strychnos decussata bagoa, dangoa, hazomby, hazy, jobiampototra, pake, relefo, tsilaijia
Strychnos diplotricha betady, soratra, volañinoa
Strychnos henningsii tsilanimboana, tsivoamino, tsivoanino
Strychnos madagascariensis ampenina, bagoa, dangoa, farihazo, hampeny, kakoana, malaipotaka, pandela, vakakoa, vakakoana, vampeny
Strychnos myrtoides marovely, ratendrika
Strychnos sp. ampena, ampeny
Strychnos spinosa amborovy, bakanko, bontaka, boravy, borovy, dangoa, hary, marambongo, maroambongo, marofatika, mikotra, mokotra, mokoty, morambongo, voamokotra, voampena, voavontaka, voavotaka, vontaka
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21