Teny iditra hary
Sokajin-teny ny ho avin' ny mpamaritra ary

Teny iditra hary
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Izany manko o! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Indeed! Really! Is it so? [1.2]

Teny iditra hary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Izay vola azo na voangona, izay vokatry ny natao, teo amin' ny fanaovan-javatra na asa: Harinay mivady itỳ trano itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Accumulated possessions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Biens accumulés [1.8]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra hary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Nonon' omby [1.78]
Voambolana 

Teny iditra hary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (même étymologie que harina (1) ; prononciation locale) Nom donné à des arbres qu'on utilise surtout à préparer du charbon de bois :
[Bara, Betsileo, Tanala] Bridelia pervilleana Baill. (Euphorbiaceae) Les feuilles sont employées en infusion contre les maux de tête et pour prévenir les mauvais rêves (Grandidier).
[Tandroy] Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae) [1.196]
Anarana siantifika Bridelia pervilleana, Bridelia pervilleana var. humbertii
Voambolana 

Teny iditra hary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (de hary : attirer l'attention, se mettre en vedette ; ces bois éclatent avec fracas quand on s'en sert comme combustible) Ce sont surtout :
[Taisaka] Erythroxylum pervillei Baill. (Erythroxylaceae)
[Tandroy] Strychnos spinosa Lam. (Loganiaceae). [1.196]
Anarana siantifika Erythroxylum pervillei, Strychnos spinosa
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01