Teny iditra | harena (hary) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Vola na zavatra ananana betsaka, vokatry ny asa natao; ny noharina. [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Riches, property [1.2, 1.7] | ||||
Wealth, opulence. Often pronounce hariana. See hary. [1.2] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | Richesse [1.3, 1.8, 1.5] | ||||
Fortune [1.3, 1.5] | |||||
Opulence, biens [1.3] | |||||
Propriété [1.8] | |||||
Haiendriteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaran-toerana |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny harena io | ||||
Fivaditsoratra | harena, herana, rehana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23 |