Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tohina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Raha tohina ny aty, marary ny afero. [1.1 #637]
Raha voatohina ny aty, marary ny afero. [1.1 #28, 2.415 #994, 2.558 #3682, 2.653 #2727] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ohabolana enti-milaza fifandraisan-javatra roa samy hafa ka izay mahazo ny iray dia mahavoa ny ilany koa. [1.1 #637]
Raha misy havana na sakaiza voateny na asian' ny sasany, ny tena avy no mahatsiaro mararirary. [1.1 #28] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si on touche au foie, la bile remue. [2.415 #994]
Un choc sur le joie irrite la bile. [2.974 #422] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les membres d' une famille sont tellement unis, que toucher les uns c' est rendre les autres malades. [2.415 #994] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||