Fizahan-teny

Ohabolana : rainazy

Ohabolana 1Aleo ny andriana lozabe toy izay andriana malemy fanahy. [2.415 #183]
Aleo ny andriana lozabe toy izay andriana rainazy. [2.415 #183]
Dikanteny frantsayMieux vaut un souverain sévère qu' un souverain trop débonnaire. [2.415 #183]

Ohabolana 2Hianao no angady nananana, vy nahitana, ka sarotra atao rainazy. [2.558]

Ohabolana 3Kapiteny rainazy : mitoto vary ho any ny sahazany. [2.653 #1233]
Kapiteny rainazy: mitoto vary ho an' ny sahazany. [2.558 #1598, 1.1]
Fanazavana malagasyNy olona mpiasabe no matetika malemy loatra ka izy indray no manao ny anjara asan' ny olona eo ambany fifehezany. [1.1]

Fizahan-teny