Teny iditra |
angady
(hady)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana enti-miasa tany, misy lelany vy lavalava maranitra ary zarany hazo, izay mazàna harahara, ka izany no mahatonga ny teny hoe harahara hoenti-milaza koa ny angady [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A spade. This word is evidently from the root hady, mangady being used in the provinces where mihady is used in Imerina. See fangady. [1.2]
|
| A spade; [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Bêche [1.8, 1.13]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Tovy hevitra | |
Ohabolana |
|