Teny iditra ahitana (hita)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra 
1ahitana Vazimba betsaka. [2.508]
2Ahitana taratra izany ve eto? [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahitana, ahitako, ahitanao, ahitany, ahitantsika, ahitanay, ahitanareo, ahitan', ahitan-, ahitam-, ahita-
Ny lasa : nahitana, nahitako, nahitanao, nahitany, nahitantsika, nahitanay, nahitanareo, nahitan', nahitan-, nahitam-, nahita-
Ny hoavy : hahitana, hahitako, hahitanao, hahitany, hahitantsika, hahitanay, hahitanareo, hahitan', hahitan-, hahitam-, hahita-
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19