Fizahan-teny

Ohabolana : ianarana

Ohabolana 1Mandihiza, rey hitsikitsika, mba hianaranay raha fararano. [2.558 #2073]
Mandihiza, ry hitsikitsika: hianaranay raha fararano. [2.415 #1523, 2.653 #1590]
Dikanteny frantsayDansez, crécerellès, nous vous imiterons à l' automne. [2.415 #1523]
Fanazavana frantsayLes enfants disaient ces paroles lorsqu' ils apercevaient une crécerelle planant et trémoussant ses ailes sans changer de place. [2.415 #1523]

Ohabolana 2Tsy nisy nahay hatrany an-kibondreniny fa ny mitan-tsotro aza ianarana. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa tsy misy mahay avy hatrany – na dia ny zavatra tsotra aza – fa tsy maintsy mianatra vao mahay. [1.1]

Ohabolana : ianarana

Ohabolana 1Ny tsinjaka maro mahay, fa ny dada no sarotra ianarana. [2.653 #2525]
Ny tsinjaka maro mahay, fa ny dada sarotra hianarana. [2.165]
Ny tsinjaka, maro mahay ; fa ny dada, sarotra ianarana. [2.415 #3294]
Ny tsinjaka maro mpahay fa ny dada no sarotra ianarana. [1.1]
Tsinjaka no maro mahay, fa ny dada no sarotra hianarana. [2.653 #3318]
Tsinjaka no maro mahay, fa ny dada no sarotra ianarana. [2.558 #4447]
Dikanteny frantsayBeaucoup savent (danser) le "tsinjaka" , mais le "dada" est difficile à apprendre. [2.165]
Danser, beaucoup savent le faire ; mais la danse qu' on appelle dada voilà qui est difficile à apprendre. [2.415 #3294]
Fanazavana frantsayCes deux termes désignent des danses et la seconde était peut-être accompagnée d' un chant. [2.165]
Se disait des affaires ou choses difficiles. [2.415 #3294]

Fizahan-teny