Entrée hitsikitsika
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazam-borona salasalany, mivolon-takatra sady mainty ny volony, 30 sm ny halavany ary mivelona amin' ny nofom-biby madinika sy ny bibikely (Tinnunculus) -- Mahafinaritra jerena ny fanidin' ny hitsikitsika rehefa misonenika izay izy, ka nahatonga ny hiran' ny ankizy hoe: Mandihiza, Rahitsikitsika, hianaranay raha fararano
Explications en français  [Rajemisa: Vakoka] crécerelle
  [Boiteau 1997] crécelle malgache, oiseau de bon augure, qui porte bonheur
Vocabulaire 
Nom scientifique Tinnunculus
Synonymes ihitsikitsika ~ ikitiky ~ kitsikitsika
Exemples  [Dahle: Angano] Dia nisy hitsikitsika nisakana azy.
Citations 
Articles 

Entrée hitsikitsika
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazan-kazo lehibe mafy
Explications en français  [Boiteau 1997] [Betsileo, Merina] (Nom général de rhodocolea : Rhodocolea racemosa (Lam.) H.Perrier et Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Fruits comestibles, acidulés.
Vocabulaire 
Nom scientifique Rhodocolea racemosa, Rhodocolea telfairiae
Analogues  hitsika

Mis à jour le 2022/07/30