Fizahan-teny

Ohabolana : antetika

Ohabolana 1Lany an-tetiny toy ny rano am-paladia. [2.165 #2239, 2.415 #2711, 2.558 #1730]
Dikanteny frantsayQui disparaît (est épuisé) petit à petit, comme de l' eau sous la plante des pieds. [2.165]
Qui s' épuise peu à peu comme l' eau sous la plante des pieds. [2.415 #2711]

Ohabolana 2Lany an-tetiny toy ny rano an-kitsaka akoho. [2.558 #116]

Fizahan-teny