Fizahan-teny

Ohabolana : angatahana

Ohabolana 1Ataonao ho manana inona aho no angatahanao lasiray fahavaratra ? [2.415 #2487]
Dikanteny frantsayVous me croyez donc bien riche que vous me demandez six sous en été au moment où les provisions sont épuisées? [2.415 #2487]
Fanazavana frantsayRéponse à un quémandeur. [2.415 #2487]

Ohabolana 2Mangataka, mahazo ; nony angatahana, tsy azahoana. [2.415]
Mangata-mahazo ; angatahan-tsy ahazoana. [2.415]
Dikanteny frantsayQuand il demande, il obtient ; quand on lui demande, à lui, on n' obtient pas. [2.415 #5387]
Fanazavana frantsayC' est un égoïste. [2.415 #5387]

Ohabolana 3Nahoana no dia izaho avy no mba angatahana ? hoy Ilaisarotra, ny tenako aza an-tsaiky tsy homeko ka ! [2.415]
Nahoana no dia izaho avy no mba angatahana? hoy Ilaisarotra : Ny tenako aza antsaky tsy homeko ka! [2.653 #2032]
Nahoana no dia izaho avy no mba angatahina ! hoy Ilaisarotra. [2.558 #2670]
Dikanteny frantsayPourquoi me demande-t-on, dit l'avare, à moi qui refuserais presque à ma propre personne ! [2.415 #2313]
Fanazavana frantsayParoles d'avare. [2.415 #2313]

Ohabolana 4Toy ny momba : noana tsy manan-kangatahana, voky tsy manan-kotolorana. [2.165 #1855, 2.415 #946, 2.653 #3213]
Toy ny momba : noana tsy misy hangatahana, voky tsy manan-komena. [2.558 #4304]
Dikanteny frantsayInfortune des femmes stériles : affamées, elles n' ont personne à qui demander la nourriture ; rassasiées, elles n' ont personne à qui en offrir. [2.415 #946]
Semblable à la femme stérile: si elle a faim, elle n' a personne à qui demander; si elle a de trop (litt. si elle est rassasiée), elle n' a personne à qui donner. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des gens sans famille, sans appui. [2.415 #946]

Fizahan-teny