Fizahan-teny

Ohabolana : andranoka

Ohabolana 1Lelo nasondrotra : tsy very fa nody an-dranony. [1.147 #L44]

Ohabolana 2Lena an-dranony karaha lela. [1.147 #L37]

Ohabolana 3Mahery an-dranony karaha tain’ akoho. [1.147 #M8]

Ohabolana 4Sakondry ny olona : samy mavomavo an-dranony. [1.147 #S28]

Fizahan-teny