Entrée very
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay
¶ Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako
¶ (taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona
¶ Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina).
Mitovy hevitra: diso toerana ~ nafoy ~ sira latsaka andrano ~ tsy hita ~ very an-tsavony ~ very faty ~ very momoka ~ very poka ~ very sioka ~ very tadidy
Mitovy hevitra: diso lalana ~ maniasia ~ mirenireny ~ tsy mahita lalana ~ voan' ny tamberintany [1.1]
Explications en anglais lost
¶ reduced to slavery [1.7]
Explications en français perdu
¶ (autrefois) réduit en esclavage [1.8]
Morphologie 
very
verim-
verin-
-bery
vereza
Dérivés 
Mots composés 
Titres 
Exemples 
1Aiza izy no very? [1.318]
2Vereza izay ho very! [2.285]
3Kapiteny, very isika! [2.471]
Proverbes 

Entrée very
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  tokoa [1.32, 1.17, 1.28]
  indrindra [1.32, 1.17]

Anagrammes revy

Mis à jour le 2020/07/31