<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 28:23 | And when they had appointed him a day, there came many to him into his lodging; to whom he expounded and testified the kingdom of |
Ary rehefa nanao fotoana taminy ireo, dia maro no nankeo aminy tao an-trano nitoerany; ary izy nilaza sy nanambara taminy ny fanjakan' Andriamanitra hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, ary ny teny eo amin' ny lalàn' i Mosesy sy ny mpaminany no nitaomany azy hino an' i Jesosy. | Dia nanao fotoana taminy izy ireo, ka maro no tonga tao an-trano nitoerany. Teny manetsiketsika no nanehoan' i Paoly ny fanjakan' Andriamanitra tamin' izy ireo, hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva; sady ny teny ao amin' ny Lalàn' i Moizy sy ny mpaminany manambara an' i Jeso ihany no nentiny nitaona azy ireo hino azy. | Ils prirent donc jour avec lui et vinrent en plus grand nombre le trouver en son logis. Dans l' exposé qu' il leur fit, il rendait témoignage du Royaume de |