<-
->

Asa 24:1 And after five days Ananias the high priest descended with the elders, and with a certain orator named Tertullus, who informed the governor against Paul. Ary rehefa afaka hadimiana dia nidina Ananiasy mpisoronabe mbamin' ny loholona sasany sy Tertylo, mpandaha-teny anankiray, izay nanambara tamin' ny mpanapaka ny niampangany an' i Paoly. Nony afaka hadimiana, dia tonga i Anania lehiben' ny mpisorona sy ny loholona sasany, ary mpandaha-teny anankiray atao hoe Tertolosa, hiampanga an' i Paoly amin' ny governora. Cinq jours plus tard, le grand prêtre Ananie descendit avec quelques anciens et un avocat, un certain Tertullus, et, devant le gouverneur, ils se constituèrent accusateurs de Paul.
Asa 24:2 And when he was called forth, Tertullus began to accuse him, saying, Seeing that by thee we enjoy great quietness, and that very worthy deeds are done unto this nation by thy providence, Ary rehefa nantsoina izy, dia niampanga azy Tertylo ka nanao hoe: Nony nantsoina i Paoly, dia niampanga azy araka izao Tertolosa: Ry Félix tsara indrindra ô, ny fiadanana lehibe azonay taminao, sy ny fitondrana nanasoavanao ity firenena ity tamin' ny zavatra maro, Celui-ci fut appelé, et Tertullus entama l' accusation en ces termes : " La paix profonde dont nous jouissons grâce à toi et les réformes dont cette nation est redevable à ta providence,
Asa 24:3 We accept it always, and in all places, most noble Felix, with all thankfulness. Hianao no ahazoanay fiadanana lehibe, ary ny fitondranao efa nampandry tsara ity firenena ity; koa raisinay amin' ny fankasitrahana mandrakariva eny tontolo eny izany, ry Feliksa tsara indrindra ô. dia raisinay amim-pankasitrahana mandrakariva sy hatraiza hatraiza. en tout et partout nous les accueillons, très excellent Félix, avec toutes sortes d' actions de grâces.
Asa 24:4 Notwithstanding, that I be not further tedious unto thee, I pray thee that thou wouldest hear us of thy clemency a few words. Fa mba tsy hanahirana anao ela loatra aho, trarantitra ianao, henoy kely amin' ny faharetana izahay. Fa mba tsy hanahiranako anao ela laotra, dia mihanta amin' ny hamoram-ponao izahay, mba henoy kely izao: Mais pour ne pas t' importuner davantage, je te prie de nous écouter un instant avec la bienveillance qui te caractérise.
Asa 24:5 For we have found this man a pestilent fellow, and a mover of sedition among all the Jews throughout the world, and a ringleader of the sect of the Nazarenes: Fa io lehilahy io dia hitanay fa tena ratsy fanahy sady mpampikomy ny Jiosy rehetra eny tontolo eny, ary izy no tari-dalan' ilay antoko atao hoe Nazarena. Io lehilahy io dia hitanay fa mpanimba vahoaka, mpampitabataba ny Jody rehetra amin' izao tontolo izao, filohan' ny antokon' ny Nazareana, Cet homme, nous l' avons constaté, est une peste : il suscite des désordres chez tous les Juifs du monde entier, et c' est un meneur du parti des Nazaréens.
Asa 24:6 Who also hath gone about to profane the temple: whom we took, and would have judged according to our law. Izy io koa nitady handoto ny tempoly; dia nosamborinay izy; ary efa nitady hametaveta ny tempoly aza, ka dia io izy nosamborinay: Ny hitsara azy araka ny lalànay no nokasainay. Il a même tenté de profaner le Temple, et nous l' avons alors arrêté.
Asa 24:7 But the chief captain Lysias came upon us, and with great violence took him away out of our hands, Kanjo tonga Lisiasy komandy naka azy an-keriny teo am-pelatànanay,
Asa 24:8 Commanding his accusers to come unto thee: by examining of whom thyself mayest take knowledge of all these things, whereof we accuse him. ary rehefa manadina azy ianao, dia ho fantatrao marina izay rehetra iampanganay azy. sy nandidy ny mpiampanga azy hankaty aminao. Ho hitanao amin' ny fanadinana azy fa marina ny zavatra rehetra iampangana azy. C' est par lui que tu pourras toi-même, en l' interrogeant, t' assurer du bien-fondé de toutes nos accusations contre lui. "
Asa 24:9 And the Jews also assented, saying that these things were so. Ary ny Jiosy koa dia nanaiky sy nilaza fa izany no izy. Dia nanampy izany koa ny Jody, nilaza fa izany no izy. Les Juifs l' appuyèrent, assurant qu' il en était bien ainsi.
Asa 24:10 Then Paul, after that the governor had beckoned unto him to speak, answered, Forasmuch as I know that thou hast been of many years a judge unto this nation, I do the more cheerfully answer for myself: Ary rehefa notondroin' ny mpanapaka hiteny Paoly, dia namaly ka nanao hoe: Fantatro fa ianao dia efa mpitsara ela tamin' ity firenena ity, ka dia faly aho handaha-teny hanala tsiny ny tenako; Ary rahefa notondroin' ny governora hiteny Paoly, dia namaly ka nanao hoe: Fantatro fa taona maro no efa nitondranao ity firenena ity, ka amin-toky no hitenenako hanala tsiny ny tenako. Alors, le gouverneur lui ayant fait signe de parler, Paul répondit : " Voilà, je le sais, de nombreuses années que tu as cette nation sous ta juridiction ; aussi est-ce avec confiance que je plaiderai ma cause.
Asa 24:11 Because that thou mayest understand, that there are yet but twelve days since I went up to Jerusalem for to worship. fa azonao fantarina mora fa tsy mba mihoatra noho ny roa ambin' ny folo andro izay no niakarako hivavaka tany Jerosalema. Tsy mihoatra ny roa ambin' ny folo andro izao no niakarako hivavaka tany Jerosalema, sady azonao fantarina mora foana izany. Tu peux t' en assurer : il n' y a pas plus de douze jours que je suis monté en pèlerinage à Jérusalem,
Asa 24:12 And they neither found me in the temple disputing with any man, neither raising up the people, neither in the synagogues, nor in the city: Ary tsy nisy nahita ahy niady hevitra tamin' olona teo an-kianjan' ny tempoly na nampitabataba ny vahoaka tao amin' ny synagoga, na tao an-tanàna; Ary tsy nisy nahita ahy niady hevitra tamin' olona tao an-tempoly, na nampitabataba vahoaka tao amin' ny sinagoga, et, ni dans le Temple, ni dans les synagogues, ni par la ville, on ne m' a trouvé en discussion avec quelqu' un ou en train d' ameuter la foule.
Asa 24:13 Neither can they prove the things whereof they now accuse me. ary tsy hainy hamarinina eto anatrehanao izay zavatra iampangany ahy ankehitriny. na tao an-tanàna. Tsy azony hamarinina velively izao zavatra iampangany ahy izao. Ils ne peuvent pas davantage te prouver ce dont ils m' accusent maintenant.
Asa 24:14 But this I confess unto thee, that after the way which they call heresy, so worship I the God of my fathers, believing all things which are written in the law and in the prophets: Fa izao no ekeko aminao, fa araka ny fampianarana izay ataony hoe fitokoana no anompoako an' Andriamanitry ny razako, sady inoako izay rehetra voasoratra eo amin' ny lalàna sy ny mpaminany, Fa izao no ekeko eto anatrehanao: Izaho dia manompo ny Andriamanitry ny razanay, araka ny làlana lazain' izy ireo hoe antokom-pivavahana; mino ny zavatra rehetra voasoratra ao amin' ny Lalàna sy ny mpaminany aho, " Je t' avoue pourtant ceci : c' est suivant la Voie, qualifiée par eux de parti, que je sers le Dieu de mes pères, gardant ma foi à tout ce qu' il y a dans la Loi et à ce qui est écrit dans les Prophètes,
Asa 24:15 And have hope toward God, which they themselves also allow, that there shall be a resurrection of the dead, both of the just and unjust. ary manantena amin' Andriamanitra aho, izay antenain' izy ireo koa, fa hisy fitsanganan' ny marina sy ny meloka. ary manantena amin' Andriamanitra tahaka azy ireo koa, fa samy hitsangana amin' ny maty, na ny olo-marina na ny olo-meloka, ayant en Dieu l' espérance, comme ceux-ci l' ont eux-mêmes, qu' il y aura une résurrection des justes et des pécheurs.
Asa 24:16 And herein do I exercise myself, to have always a conscience void to offence toward God, and toward men. Ary amin' izany dia mikely aina koa aho mba hanana fieritreretana tsy manameloka ahy na amin' Andriamanitra na amin' olombelona mandrakariva. ka noho izany dia nikely aina mandrakariva koa aho mba tsy hotsinin' ny fieritreretako, na eo anatrehan' Andriamanitra, na eo anatrehan' ny olombelona. C' est pourquoi, moi aussi, je m' applique à avoir sans cesse une conscience irréprochable devant Dieu et devant les hommes.
Asa 24:17 Now after many years I came to bring alms to my nation, and offerings. Ary nony afaka taona maro, dia tonga aho hitondra fiantrana sy fanatitra ho an' ny fireneko. Nony afaka taona maro, dia tonga nitondra fiantrana ho an' ny fireneko aho, sy nanolotra fanatitra. " Au bout de bien des années, je suis venu apporter des aumônes à ma nation et présenter des offrandes :
Asa 24:18 Whereupon certain Jews from Asia found me purified in the temple, neither with multitude, nor with tumult. Ary tamin' izay dia hitany voadio teo an-kianjan' ny tempoly aho, tsy tamin' ny olona maro anefa, na tamin' ny fitabatabana; fa nisy Jiosy sasany avy any Asia, Tamin izay no nahitan' izy ireo ahy tao an-tempoly avy nandio tena, tsy nisy famoriam-bahoaka, na tabataba velively, c' est ainsi qu' ils m' ont trouvé dans le Temple ; je m'étais purifié et ne provoquais ni attroupement ni tumulte.
Asa 24:19 Who ought to have been here before thee, and object, if they had ought against me. - tokony hiseho eto anatrehanao ireo mba hiampanga ahy, raha tàhiny misy izay hiampangany ahy. fa Jody sasany avy any Asia no teo, ka ireo aza no tokony hiseho eto anatrehanao hiampanga ahy, raha misy izay hiampangany ahy. Mais quelques Juifs d' Asie... - c' est eux qui auraient dû se présenter devant toi et m' accuser, s' ils avaient quelque chose contre moi !
Asa 24:20 Or else let these same here say, if they have found any evil doing in me, while I stood before the council, Na aoka ireto olona ireto ihany no hilaza izay ratsy hitany raha nitsangana teo anatrehan' ny Synedriona aho, Na aoka ry zareo ireto ihany no hilaza izay ratsy hitany nataoko, raha niseho teo anatrehan' ny Sanedrina aho; Que ceux-ci du moins dissent, eux, de quel délit ils m' ont trouvé coupable lorsque j' ai comparu devant le Sanhédrin !
Asa 24:21 Except it be for this one voice, that I cried standing among them, Touching the resurrection of the dead I am called in question by you this day. afa-tsy izao teny iray loha izao ihany, dia ilay nantsoiko raha nijanona teo afovoany aho hoe: Ny amin' ny fitsanganan' ny maty no itsarana ahy eto anatrehanareo anio. afa-tsy raha hoe, heveriny ho heloka angaha ilay teny indraim-bava voalazako teo afovoan' izy ireo hoe: Ny amin' ny fitsanganana ny maty no hitsarana ahy eto anatrehanareo anio. A moins qu' il ne s' agisse de cette seule parole que j' ai criée, debout au milieu d' eux : C' est à cause de la résurrection des morts que je suis mis aujourd' hui en jugement devant vous. "
Asa 24:22 And when Felix heard these things, having more perfect knowledge of that way, he deferred them, and said, When Lysias the chief captain shall come down, I will know the uttermost of your matter. Ary satria fantatr' i Feliksa tsaratsara kokoa ny amin' izany fampianarana izany, dia nampandeha azy rehetra izy aloha ka nanao hoe: Rehefa tafidinay Lysia, mpifehy arivo, dia hofotorako tsara ny raharahanareo. Fantatr' i Félix tsara ny amin' io làlana io, ka noravany ny olona nilazany hoe: Rahefa tonga Lisiasy komandy, dia hofotorako tsara ny raharahanareo. Félix, qui était fort exactement informé de ce qui concerne la Voie, les ajourna en disant : " Dès que le tribun Lysias sera descendu, je statuerai sur votre affaire. "
Asa 24:23 And he commanded a centurion to keep Paul, and to let him have liberty, and that he should forbid none of his acquaintance to minister or come unto him. Ary izy nandidy ny kapiteny hiambina an' i Paoly sy hamela azy hitsangantsangana ary tsy handrara olona na dia iray akory aza amin' ny sakaizany izay ho avy hanompo azy. Dia nasainy nambenan' ny kapiteny i Paoly, nefa avela hiadanadana ihany, ary tsy rarana tsy hanampy azy ny momba azy na iray aza. Il prescrivit au centurion de garder Paul prisonnier, mais de lui laisser quelques facilités et de n' empêcher aucun des siens de lui rendre service.
Asa 24:24 And after certain days, when Felix came with his wife Drusilla, which was a Jewess, he sent for Paul, and heard him concerning the faith in Christ. Ary rehefa afaka andro vitsivitsy, dia tonga Feliksa sy Drosila vadiny, vehivavy Jiosy, dia nampaka an' i Paoly izy ka nihaino azy nitory ny finoana an' i Kristy Jesosy. Nony afaka andro vitsivitsy, dia tonga Félix sy Drosila vadiny, izay vehivavy Jody, ka nampaka an' i Paoly, dia nihaino azy nitory ny finoana an' i Kristy Jeso. Quelques jours plus tard, Félix vint avec sa femme Drusille, qui était juive. Il envoya chercher Paul et l'écouta parler de la foi au Christ Jésus.
Asa 24:25 And as he reasoned of righteousness, temperance, and judgment to come, Felix trembled, and answered, Go thy way for this time; when I have a convenient season, I will call for thee. Ary raha nitory ny amin' ny fahamarinana sy ny fahononana ary ny fitsarana ho avy izy, dia raiki-tahotra Feliksa ka namaly hoe: Mandehana angaloha; fa raha malalaka, dia hampaka anao indray aho. Nony nilaza ny amin' ny fahamarinana sy ny fahononana ary ny fitsarana ho avy Paoly, dia raiki-tahotra i Félix ka nanao hoe: Mandehana aloha, fa raha vao misy malalaka dia hampiantso anao indray aho. Mais comme il se mettait à discourir sur la justice, la continence, le jugement à venir, Félix prit peur et répondit : " Pour le moment, tu peux aller. Je te rappellerai à la première occasion. "
Asa 24:26 He hoped also that money should have been given him of Paul, that he might loose him: wherefore he sent for him the oftener, and communed with him. Sady nanantena koa izy fa homen' i Paoly vola; ka dia nampaka azy matetika izy ka niresaka taminy. Nanantena homen' i Paoly vola koa izy tamin' izany, ka nampiantso azy matetika sy niresaka taminy. Il espérait par ailleurs que Paul lui donnerait de l' argent ; aussi l' envoyait-il assez souvent chercher pour converser avec lui.
Asa 24:27 But after two years Porcius Festus came into Felix' room: and Felix, willing to shew the Jews a pleasure, left Paul bound. Ary rehefa afaka roa taona, dia Porsio Festosy no nandimby an' i Feliksa; ary Feliksa ta-hahazo sitraka tamin' ny Jiosy, ka dia mbola navelany ho mpifatotra ihany Paoly. Nony afaka roa taona, dia nodiasan' i Porsios Festosa i Félix, ary noho izy te-hahazo sitraka tamin' ny Jody, dia navelany ho mpifatotra tao ihany i Paoly. Après deux années révolues, Félix reçut pour successeur Porcius Festus. Voulant faire plaisir aux Juifs, Félix laissa Paul en captivité.

<-
->