<-
->

Asa 27:31 Paul said to the centurion and to the soldiers, Except these abide in the ship, ye cannot be saved. dia hoy Paoly tamin' ny kapiteny sy ny miaramila: Raha tsy mitoetra eto an-tsambo ireo, dia tsy azo vonjena ianareo. fa hoy Paoly tamin' ny kapiteny sy ny miaramila: Raha tsy mitoetra eto an-tsambo ireo, tsy ho voavonjy hianareo. Paul dit alors au centurion et aux soldats : " Si ces gens-là ne restent pas sur le navire, vous ne pouvez être sauvés. "