<-
->

Asa 23:21 But do not thou yield unto them: for there lie in wait for him of them more than forty men, which have bound themselves with an oath, that they will neither eat nor drink till they have killed him: and now are they ready, looking for a promise from thee. Koa aza manaiky azy ianao, fa misy tsy omby efa-polo lahy izy manotrika hisambotra an' i Paoly, ka efa niozona sy nianiana izy fa tsy hihinana na hisotro ambara-pamonony azy; ary efa vonona izy ankehitriny ka miandry ny teny avy aminao. nefa aza manaiky izany, fa misy efa-polo mahery izy no niray tetika hamely azy, sady efa nanozon-tena sy nianiana fa tsy hihinana na hisotro ambara-pamonony azy. Ary izao dia efa vonona izy ireo, fa ny teny avy atý aminao sisa andrasany. Ne va pas les croire. Plus de quarante d' entre eux le guettent, qui se sont engagés par anathème à ne pas manger ni boire avant de l' avoir tué. Et maintenant, ils sont tout prêts, escomptant ton accord. "