<-
->

Asa 17:4 And some of them believed, and consorted with Paul and Silas; and of the devout Greeks a great multitude, and of the chief women not a few. Ary ny sasany tamin' ireo dia nino ka nanampy ho isan' ny mpianatr' i Paoly sy Silasy, ary maro be koa tamin' ny jentilisa izay mpivavaka, ary tsy vitsy tamin' ny vehivavy nanan-kaja. Nino ny sasany tamin' izy ireo, ka nikambana tamin' i Paoly sy Silasy, toraka izany koa jentily maro be tia vavaka, sy vehivavy ambony toetra betsaka. Quelques-uns d' entre eux se laissèrent convaincre et furent gagnés à Paul et à Silas, ainsi qu' une multitude d' adorateurs de Dieu et de Grecs et bon nombre de dames de qualité.