<- -> |
[King James Bible] Book of Daniel |
[Baiboly 1865] Daniela |
[Baiboly Katolika] Daniely |
[Bible de Jérusalem] Livre de Daniel |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Dan / Da 2:4 | Then spake the |
Dia niteny tamin' ny mpanjaka amin' ny teny Aramiana ireny Kaldeana ireny ka nanao hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie ianao, ambarao aminay mpanomponao ny nofy, dia holazainay ny heviny. | Namaly tamin' ny teny arameana ny Kaldeana, nanao tamin' ny mpanjaka hoe: Ry mpanjaka ô, ho velona mandrakizay anie hianao! Lazao amin' ny mpanomponao ny nofy, dia hambarany kosa ny heviny. | Les |