<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 19:18 | And mount |
Ary ny tendrombohitra Sinay nivoa-tsetroka avokoa, satria Jehovah nidina teo amboniny tao anaty afo; dia niakatra ny setroka tahaka ny setroky ny lafaoro lehibe, ary nihorohoro mafy ny tendrombohitra Sinay rehetra. | Nivoa-tsetroka ny tendrombohitra Sinaia manontolo, satria tanaty afo no nidinan' ny Tompo nankeo amboniny, ka nipololotra toy ny avy amin' ny lafaoro lehibe ny setroka, ary nihovitrovitra iray ihany ny tendrombohitra manontolo. | Or la montagne du |