<-
->

1Mp 12:1 And Rehoboam went to Shechem: for all Israel were come to Shechem to make him king. Ary Rehoboama nankany Sekema, fa tany no efa nalehan' ny Isiraely rehetra hampanjaka azy. Nankany Sikema Roboama, fa tonga tany Sikema Israely rehetra hampanjaka azy. Roboam se rendit à Sichem, car c' est à Sichem que tout Israël était venu pour le proclamer roi.
1Mp 12:2 And it came to pass, when Jeroboam the son of Nebat, who was yet in Egypt, heard of it, (for he was fled from the presence of king Solomon, and Jeroboam dwelt in Egypt;) Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak' i Nebata (fa izy mbola tany Egypta, izay nalehany tamin' izy nandositra niala teo anatrehan' i Solomona mpanjaka; Nony nandre izany Jeroboama zanak' i Nabata, izay mbola tany Ejipta, fa tany no nandosirany lavitra an' i Salomona mpanjaka, ka nitoetra tany Ejipta Jeroboama, Dès que Jéroboam, fils de Nebat, fut informé - il était encore en Égypte, où il avait fui le roi Salomon -, il revint d'Égypte.
1Mp 12:3 That they sent and called him. And Jeroboam and all the congregation of Israel came, and spake unto Rehoboam, saying, ka dia naniraka naka azy ny olona), dia tonga izy sy ny fiangonana, dia ny Isiraely rehetra, ka niteny tamin-dRehoboama hoe: dia nampanalain' ny olona. Tamin' izay Jeroboama sy ny fiangonan' Israely rehetra, dia nanatona ka niteny tamin' i Roboama nanao hoe: On fit appeler Jéroboam et il vint, lui et toute l' assemblée d' Israël. Ils parlèrent ainsi à Roboam :
1Mp 12:4 Thy father made our yoke grievous: now therefore make thou the grievous service of thy father, and his heavy yoke which he put upon us, lighter, and we will serve thee. Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay, fa inty kosa mby aminao ka mba hamaivano ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny zioga mavesatra izay nataony taminay, dia hanompo anao izahay. Rainao nampitondra jioga mavesatra anay, fa hianao kosa ankehitriny, dia hamaivano ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny jioga mavesatra nanindriany anay, dia hanompo anao izahay. " Ton père a rendu pénible notre joug, allège maintenant le dur servage de ton père, la lourdeur du joug qu' il nous imposa, et nous te servirons ! "
1Mp 12:5 And he said unto them, Depart yet for three days, then come again to me. And the people departed. Fa hoy kosa izy taminy: Mandehana aloha, ka raha afaka hateloana, dia mankanesa atý amiko indray. Dia lasa ny olona. Ary izao no nolazainy taminy: Mandehana aloha hianareo, hateloana vao miverina aty amiko indray. Dia lasa ny vahoaka. Il leur dit : " Retirez-vous pour trois jours, puis revenez vers moi ", et le peuple s' en alla.
1Mp 12:6 And king Rehoboam consulted with the old men, that stood before Solomon his father while he yet lived, and said, How do ye advise that I may answer this people? Ary Rehoboama mpanjaka naka hevitra tamin' ny zoki-olona izay nitoetra teo anatrehan' i Solomona rainy fony fahavelony ka nanao hoe: Ahoana no hevitra omenareo havaly ny vahoaka? Ary nila hevitra tamin' ny zokiolona Roboama mpanjaka, dia tamin' ireo nitoetra teo anatrehan' i Salomona rainy, fony fahavelony, ka nanao hoe: Inona no hevitra omenareo havaly ny vahoaka? Le roi Roboam prit conseil des anciens, qui avaient assisté son père Salomon pendant qu' il vivait, et demanda : " Quelle réponse conseillez-vous de faire à ce peuple ? "
1Mp 12:7 And they spake unto him, saying, If thou wilt be a servant unto this people this day, and wilt serve them, and answer them, and speak good words to them, then they will be thy servants for ever. Dia hoy ireo taminy: Raha mety ho mpanompon' ny vahoaka ianao izao ka hanompo azy sy hanao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Dia niteny taminy izy ireo nanao hoe: Raha izao hianao no mety hanampy ny vahoaka, raha mamonjy azy sy manome valin-teny ary manao teny mora aminy, dia ho mpanomponao mandrakizay izy. Ils lui répondirent : " Si tu te fais aujourd' hui serviteur de ces gens, si tu te soumets et leur donnes de bonnes paroles, alors ils seront toujours tes serviteurs. "
1Mp 12:8 But he forsook the counsel of the old men, which they had given him, and consulted with the young men that were grown up with him, and which stood before him: Nefa nolavin-dRehoboama ny hevitra nomen' ireo zoki-olona azy, dia naka hevitra tamin' ny tovolahy izay indray nihira taminy sady efa nitoetra teo anatrehany izy Navelan-dRoboama anefa ny hevitra nomen' ny zokiolona azy, fa ny tovolahy indray nihira taminy sy nitoetra teo anatrehany indray no nilany hevitra, Mais il repoussa le conseil que les anciens avaient donné et consulta de jeunes gens qui l' assistaient, ses compagnons d' enfance.
1Mp 12:9 And he said unto them, What counsel give ye that we may answer this people, who have spoken to me, saying, Make the yoke which thy father did put upon us lighter? ka nanao taminy hoe: Ahoana kosa no mba hevitra omenareo havalintsika ny vahoaka izay efa niteny tamiko hoe: Hamaivano ny zioga izay nataon-drainao taminay ka hoy izy tamin' ireo: Inona no hevitra omenareo havaly izany vahoaka izany amin' ity teniny hoe: Hamaivano ny jioga nampitondrain-drainao anay! Il leur demanda : " Que conseillez-vous que nous répondions à ce peuple qui m' a parlé ainsi : "Allège le joug que ton père nous a imposé" ? "
1Mp 12:10 And the young men that were grown up with him spake unto him, saying, Thus shalt thou speak unto this people that spake unto thee, saying, Thy father made our yoke heavy, but make thou it lighter unto us; thus shalt thou say unto them, My little finger shall be thicker than my father' s loins. Ary ireo tovolahy indray nihira taminy nanao taminy hoe: Izao no lazao amin' ny vahoaka izay niteny taminao hoe: Rainao nampitondra zioga mavesatra anay; fa inty kosa mby aminao ka mba hamaivano aminay izany, izao no lazao aminy: Ny ankihikeliko dia lehibe noho ny valahan' ny raiko; Dia namaly ireto tovolahy indray nihira taminy, ka nanao hoe: Izao no havalinao ny vahoaka izay niteny taminao hoe: Rainao nampahavesatra ny jiogany, fa hianao kosa hamaivano aminay izany. Izao no holazainao azy ireo: Lehibe noho ny valahan' ikaky ny ankihikeliko, Les jeunes gens, ses compagnons d' enfance, lui répondirent : " Voici ce que tu diras à ce peuple qui t' a dit : "Ton père a rendu pesant notre joug, mais toi allège notre charge", voici ce que tu leur répondras : "Mon petit doigt est plus gros que les reins de mon père !
1Mp 12:11 And now whereas my father did lade you with a heavy yoke, I will add to your yoke: my father hath chastised you with whips, but I will chastise you with scorpions. koa raha nampitondra zioga mavesatra anareo ny raiko, izaho kosa dia mainka hanampy ny zioga ho entinareo; kotopia no namaizan' ny raiko anareo, fa maingoka fikapohana kosa no hamaizako anareo. ka izao ary: Ikaky nampitondra jioga mavesatra anareo, fa izaho kosa vao mainka hanavesatra an' izany aminareo; kotopia no namaizan' ikaky anareo, fa maingoka kosa no hamaizako anareo. Ainsi, mon père vous a fait porter un joug pesant, moi j' ajouterai encore à votre joug ; mon père vous a châtiés avec des lanières, moi je vous châtierai avec des fouets à pointes de fer ! " "
1Mp 12:12 So Jeroboam and all the people came to Rehoboam the third day, as the king had appointed, saying, Come to me again the third day. Ary Jeroboama sy ny vahoaka rehetra nankany amin-dRehoboama tamin' ny andro fahatelo, araka ilay nolazain' ny mpanjaka hoe: Mankanesa atý amiko indray amin' ny andro fahatelo. Nony tamin' ny andro fahatelo, dia nanatona an-dRoboama Jeroboama sy ny vahoaka, araka ny tenin' ny mpanjaka hoe: Miverena atý amiko indray raha afaka hateloana. Jéroboam avec tout le peuple vint à Roboam le troisième jour, selon cet ordre qu' il avait donné : " Revenez vers moi le troisième jour. "
1Mp 12:13 And the king answered the people roughly, and forsook the old men' s counsel that they gave him; Ary ny mpanjaka nanao teny mafy tamin' ny olona, fa nandà ny saina nomen' ireo zoki-olona azy izy Teny mafy no navalin' ny mpanjaka ny vahoaka. Navelany ny hevitra nomen' ny zokiolona, fa araka ny hevitry ny tovolahy no nitenenany taminy, nataony hoe: Le roi fit au peuple une dure réponse, il rejeta le conseil que les anciens avaient donné
1Mp 12:14 And spake to them after the counsel of the young men, saying, My father made your yoke heavy, and I will add to your yoke: my father also chastised you with whips, but I will chastise you with scorpions. ka niteny taminy araka ny hevitra nomen' ireo tovolahy hoe: Ny raiko dia nampitondra zioga mavesatra anareo, fa izaho kosa mainka hanampy ny zioga ho entinareo, kotopia no namazain' ny raiko anareo, fa maingoka fikapohana kosa no hamaizako anareo. Ikaky nampahavesatra ny jioganareo, fa izaho kosa vao mainka hanavesatra ny jioganareo; kotopia no namaizan' ikaky anareo, fa maingoka kosa no hamaizako anareo. et, suivant le conseil des jeunes, il leur parla ainsi : " Mon père a rendu pesant votre joug, moi j' ajouterai encore à votre joug ; mon père vous a châtiés avec des lanières, moi je vous châtierai avec des fouets à pointes de fer. "
1Mp 12:15 Wherefore the king hearkened not unto the people; for the cause was from the Lord, that he might perform his saying, which the Lord spake by Ahijah the Shilonite unto Jeroboam the son of Nebat. Koa dia tsy nihaino ny olona ny mpanjaka; fa avy tamin' i Jehovah izany zavatra izany hahatanteraka ny teniny izay nampilazainy an' i Ahia Silonita tamin' i Jeroboama, zanak' i Nebata. Koa dia tsy nihaino ny vahoaka ary ny mpanjaka, ary izany no fomba nalahatry ny Tompo, hahatanterahan' ilay teny nolazain' ny Tompo tamin' i Jeroboama, zanak' i Nabata, tamin' ny alalan' i Ahiasa avy ao Silao. Le roi n'écouta donc pas le peuple : c'était une intervention de Yahvé, pour accomplir la parole qu' il avait dite à Jéroboam fils de Nebat par le ministère d' Ahiyya de Silo.
1Mp 12:16 So when all Israel saw that the king hearkened not unto them, the people answered the king, saying, What portion have we in David? neither have we inheritance in the son of Jesse: to your tents, O Israel: now see to thine own house, David. So Israel departed unto their tents. Ary nony hitan' ny Isiraely rehetra fa tsy nihaino azy ny mpanjaka, dia namaly ny mpanjaka ny vahoaka ka nanao hoe: Inona moa no anjaranay amin' i Davida? Tsy manana lova amin' ny zanak' i Jese izahay; samia mody any an-dainy avy, ry Isiraely e; ankehitriny tandremo ny taranakao, ry Davida ô. Dia samy nody ho any an-dainy avy ny Isiraely. Nony hitan' Israely rehetra fa tsy nohenoin' ny mpanjaka izy, dia hoy ny navalin' ny vahoaka ny mpanjaka: manana anjara inona amin' i Davida moa izahay? Tsy manan-dova amin' ny zanak' Isai akory izahay! Koa samia ho any an-dainao, ry Israely! Fa hianao kosa, ry Davida, ahio ny tranonao. Dia lasa Israely nankany an-dainy. Quand les Israélites virent que le roi ne les écoutait pas, ils lui répliquèrent :" Quelle part avons-nous sur David ?Nous n' avons pas d' héritage sur le fils de Jessé. A tes tentes, Israël ! Et maintenant, pourvois à ta maison, David. "Et Israël s' en fut à ses tentes.
1Mp 12:17 But as for the children of Israel which dwelt in the cities of Judah, Rehoboam reigned over them. Fa ny Zanak' Isiraely izay nonina tany an-tanànan' ny Joda ihany no nanjakan-dRehoboama . Fa ny zanak' Israely nonina tamin' ny tanànan' i Jodà, no sisa nanjakan-dRoboama. Quant aux Israélites qui habitaient les villes de Juda, Roboam régna sur eux.
1Mp 12:18 Then king Rehoboam sent Adoram, who was over the tribute; and all Israel stoned him with stones, that he died. Therefore king Rehoboam made speed to get him up to his chariot, to flee to Jerusalem. Ary dia naniraka an' i Adorama, komandin' ny mpanao fanompoana, Rehoboama mpanjaka, nefa ny Isiraely rehetra nitora-bato azy, ka maty izy. Dia niezaka faingana nankeo amin' ny kalesiny Rehoboama mpanjaka handositra ho any Jerosalema. Naniraka an' i Adorama, lehiben' ny mpamory hetra, Roboama mpanjaka, tamin' izay; fa notorahan' Israely rehetra vato io, ka maty. Izay Roboama mpanjaka vao niakatra tamin' ny kalesy anankiray faingana, handositra ho any Jerosalema. Le roi Roboam dépêcha Adoram, le chef de la corvée, mais tout Israël le lapida et il mourut ; alors le roi Roboam se vit contraint de monter sur son char pour fuir vers Jérusalem.
1Mp 12:19 So Israel rebelled against the house of David unto this day. Ka dia niodina tamin' ny taranak' i Davida ny Isiraely mandraka androany. Toy izany no niendahan' Israely tamin' ny tranon' i Davida mandrak' androany. Et Israël fut séparé de la maison de David, jusqu'à ce jour.
1Mp 12:20 And it came to pass, when all Israel heard that Jeroboam was come again, that they sent and called him unto the congregation, and made him king over all Israel: there was none that followed the house of David, but the tribe of Judah only. Ary rehefa ren' ny Isiraely rehetra fa efa tafaverina indray Jeroboama, dia naniraka naka azy ho ao amin' ny fivoriana izy ka nampanjaka azy tamin' ny Isiraely rehetra; dia tsy nisy nanaraka ny taranak' i Davida afa-tsy ny firenen' i Joda ihany. Nony ren' Israely rehetra fa hoe tafaverina avy any Ejipta Jeroboama, dia naniraka olona hiantso azy ho eo amin' ny fivoriana izy, ka nampanjakainy tamin' Israely rehetra, ka tsy nisy nanaraka ny tranon' i Davida afatsy ny fokon' i Jodà irery ihany. Lorsque tout Israël apprit que Jéroboam était revenu, ils l' appelèrent à l' assemblée et ils le firent roi sur tout Israël ; il n' y eut pour se rallier à la maison de David que la seule tribu de Juda.
1Mp 12:21 And when Rehoboam was come to Jerusalem, he assembled all the house of Judah, with the tribe of Benjamin, an hundred and fourscore thousand chosen men, which were warriors, to fight against the house of Israel, to bring the kingdom again to Rehoboam the son of Solomon. Ary nony tonga tany Jerosalema Rehoboama, dia novoriny ny taranak' i Joda rehetra mbamin' ny firenen' i Benjamina, dia miaramila valo alina amby iray hetsy voafantina, hiady amin' ny taranak' Isiraely hampody ny fanjakana indray ho an-dRehoboama, zanak' i Solomona. Vao tonga tany Jerosalema Roboama, dia namory ny tranon' i Jodà rehetra sy ny fokon' i Benjamina, dia miaramila valo alina sy iray hetsy voafantina, hiady amin' ny tranon' Israely, ka hampody ny fanjakana indray amin-dRoboama zanak' i Salomona. Roboam se rendit à Jérusalem ; il convoqua toute la maison de Juda et la tribu de Benjamin, soit cent quatre-vingt mille guerriers d'élite, pour combattre la maison d' Israël et rendre le royaume à Roboam fils de Salomon.
1Mp 12:22 But the word of God came unto Shemaiah the man of God, saying, Kanjo tonga tamin' i Semaia, lehilahin' Andriamanitra, kosa ny tenin' Andriamanitra nanao hoe Kanjo, tonga tamin' i Samaiasa olon' Andriamanitra ny tenin' Andriamanitra nanao hoe: Mais la parole de Dieu fut adressée à Shemaya l' homme de Dieu en ces termes :
1Mp 12:23 Speak unto Rehoboam, the son of Solomon, king of Judah, and unto all the house of Judah and Benjamin, and to the remnant of the people, saying, Mitenena amin-dRehoboama, zanak' i Solomona, mpanjakan' ny Joda, sy amin' ny taranak' i Joda sy Benjamina rehetra ary amin' ny vahoaka sisa hoe: Mitenena hianao amin-dRoboama zanak' i Salomona mpanjakan' i Jodà sy amin' ny taranak' i Jodà sy Benjamina ary amin' ny vahoaka sisa, ka ataovy hoe: " Dis ceci à Roboam fils de Salomon, roi de Juda, à toute la maison de Juda, à Benjamin et au reste du peuple :
1Mp 12:24 Thus saith the Lord, Ye shall not go up, nor fight against your brethren the children of Israel: return every man to his house; for this thing is from me. They hearkened therefore to the word of the Lord, and returned to depart, according to the word of the Lord. Izao no lazain' i Jehovah: Aza mandeha hiady amin' ny Zanak' Isiraely rahalahinareo; fa samia mody any an-tranony avy ianareo, fa avy amiko izao zavatra izao. Dia nihaino ny tenin' i Jehovah ny olona, ka dia samy lasa nody araka ny tenin' i Jehovah. Izao no lazain' ny Tompo: Aza miakatra ary aza miady amin' ny zanak' Israely, rahalahinareo. Samia mody any an-tranonareo avy hianareo, fa dia izaho no nahatongavan' izao zavatra izao. Dia nihaino ny tenin' ny Tompo izy ireo, ka samy nody, nanaraka ny tenin' ny Tompo. Ainsi parle Yahvé. N' allez pas vous battre contre vos frères, les Israélites ; que chacun retourne chez soi, car cet événement vient de moi. " Ils écoutèrent la parole de Yahvé et prirent le chemin du retour comme avait dit Yahvé.
1Mp 12:25 Then Jeroboam built Shechem in mount Ephraim, and dwelt therein; and went out from thence, and built Penuel. Ary Jeroboama dia nanamboatra an' i Sekema any amin' ny tany havoan' i Efraima ka nonina tao; ary raha avy tao izy, dia nanamboatra an' i Pehoela koa. Sikema any amin' ny tendrombohitr' i Efraima no naorin' i Jeroboama, dia nonina tao izy. Niala tao indray izy dia nanorina an' i Fanoela. Jéroboam fortifia Sichem dans la montagne d'Éphraïm et y séjourna. Puis il sortit de là et fortifia Penuel.
1Mp 12:26 And Jeroboam said in his heart, Now shall the kingdom return to the house of David: Ary Jeroboama nanao anakampo hoe: Izao ny fanjakana dia hody amin' ny taranak' i Davida ihany; Ary hoy Jeroboama anakampony: Mba mety ho tafaverina amin' ny tranon' i Davida ihany ny fanjakana izao. Jéroboam se dit en lui-même : " Comme sont les choses, le royaume va retourner à la maison de David.
1Mp 12:27 If this people go up to do sacrifice in the house of the Lord at Jerusalem, then shall the heart of this people turn again unto their lord, even unto Rehoboam king of Judah, and they shall kill me, and go again to Rehoboam king of Judah. fa raha miakatra hamono zavatra hatao fanatitra ao amin' ny tranon' i Jehovah any Jerosalema ny vahoaka, dia hody amin' ny tompony indray ny fony dia amin-dRehoboama, mpanjakan' ny Joda, ary dia hamono ahy izy ka hiverina any amin-dRehoboama, mpanjakan' ny Joda, indray. Raha miakatra hanao sorona any an-tranon' ny Tompo any Jerosalema ny vahoaka, hitodika ny fon' ity vahoaka ity hankany amin' ny tompony indray, amin-dRoboama mpanjakan' i Jodà, dia hamono ahy ka hiverina amin-dRoboama mpanjakan' i Jodà. Si ce peuple continue de monter au Temple de Yahvé à Jérusalem pour offrir des sacrifices, le coeur du peuple reviendra à son seigneur, Roboam, roi de Juda, et on me tuera. "
1Mp 12:28 Whereupon the king took counsel, and made two calves of gold, and said unto them, It is too much for you to go up to Jerusalem: behold thy gods, O Israel, which brought thee up out of the land of Egypt. Dia nihevitra ny mpanjaka ka nanao ombilahy kely volamena roa; ary hoy izy tamin' ny olona: "Aoka izay ny fiakaranareo any Jerosalema! Ry Isiraely ô" indreo ny andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta. Dia nandinidinika ny mpanjaka, ka nanao zanak' omby volamena roa ary nilaza tamin' ny vahoaka hoe: Efa ela niakarana tany Jerosalema hianareo, ry Israely, ity no andriamanitrao, izay nitondra anao niakatra avy tany amin' ny tany Ejipta. Après avoir délibéré, il fit deux veaux d' or et dit au peuple : " Assez longtemps vous êtes montés à Jérusalem ! Israël, voici ton Dieu qui t' a fait monter du pays d'Égypte. "
1Mp 12:29 And he set the one in Bethel, and the other put he in Dan. Ary ny anankiray dia napetrany tao Betela, fa ny anankiray kosa dia tao Dana. Ny iray napetrany tao Betela, ary ny iray kosa, tany Danà. Il dressa l' un à Béthel,
1Mp 12:30 And this thing became a sin: for the people went to worship before the one, even unto Dan. Ary izany zavatra izany dia tonga fahotana; fa ny olona dia nandeha hivavaha teo anatrehan' ny anankiray amin' ireo hatrany Dana. Nahatonga fahotana izany fa lasa hatrany Danà hivavaka amin' ny anankiray amin' ireo ny vahoaka. et le peuple alla en procession devant l' autre jusqu'à Dan.
1Mp 12:31 And he made an house of high places, and made priests of the lowest of the people, which were not of the sons of Levi. Ary nanao trano teny amin' ny fitoerana avo izy sady nanendry olona hafa ho mpisorona, izay tsy isan' ny taranak' i Levy. Nanao trano ho an' ny fitoerana avo Jeroboama, ary namorona mpisorona nalainy tamin' ny vahoaka fa tsy isan' ny taranak' i Levì. Il établit le temple des hauts lieux et il institua des prêtres pris du commun, qui n'étaient pas fils de Lévi.
1Mp 12:32 And Jeroboam ordained a feast in the eighth month, on the fifteenth day of the month, like unto the feast that is in Judah, and he offered upon the altar. So did he in Bethel, sacrificing unto the calves that he had made: and he placed in Bethel the priests of the high places which he had made. Ary Jeroboama, nanendry andro firavoravoana tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folo amin' ny volana fahavalo, tahaka ny andro firavoravoana tamin' ny Joda ihany, ka nanatitra fanatitra teo ambonin' ny alitara izy. Toy izany no nataony tao Betela, fa namono zavatra hatao fanatitra ho an' ireo ombilahy kely izay nataony izy; ary nampitoeriny tao Betela ireo mpisorona amin' ny fitoerana avo izay notendreny. Nisy fety noforonin' i Jeroboama tamin' ny volana fahavalo tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folon' ny volana ho fanahafana ny fety fanao any amin' i Jodà, dia nanatitra sorona teo ambony otely izy. Toy izany no nataony tao Betela, mba hanaovan' ny olona sorona amin' ireo zanak' omby nataony, ary nampitoeriny tao Betela ny mpisoron' ireo fitoerana avo, izay natsangany. Jéroboam célébra une fête le huitième mois, le quinzième jour du mois, comme la fête qu' on célébrait en Juda, et il monta à l' autel. Voilà comme il a agi à Béthel, sacrifiant aux veaux qu' il avait faits, et il établit à Béthel les prêtres des hauts lieux, qu' il avait institués.
1Mp 12:33 So he offered upon the altar which he had made in Bethel the fifteenth day of the eighth month, even in the month which he had devised of his own heart; and ordained a feast unto the children of Israel: and he offered upon the altar, and burnt incense. Ary nanatitra fanatitra teo ambonin' ny alitara izay nataony tao Betela izy tamin' ny andro fahadimy ambin' ny folo amin' ny volana fahavalo, volana izay notendreny araka ny sitrapony ihany; ary nanao andro firavoravoana ho an' ny Zanak' Isiraely izy sady nanatitra fanatitra teo ambonin' ny alitara sy nandoro ditin-kazo manitra. Dia niakatra teo ambin' ny otely nataony tany Betela izy, tamin' ny andro fahavalo, izay volana nofidin' ny tenany. Ary namorona fety ho an' ny zanak' Israely izy, ka niakatra teo amin' ny otely handoro ny fanatitra. Il monta à l' autel qu' il avait fait, le quinzième jour du huitième mois, le mois qu' il avait arbitrairement choisi ; il institua une fête pour les Israélites et il monta à l' autel pour offrir le sacrifice.

<-
->