Teny iditra | miray hina | ||||||
Singan-teny | miray ; hina | ||||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be of one accord [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être d'accord, unir ses efforts [1.8] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |