Teny iditra | iray fileovana | |
Singan-teny | iray ; fileovana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: miray hina [1.1] | |
Ohatra | ity no hasehontsika : vahoaka monina eo amin' ny farirany anankiray ka : iray firazanana, iray fiteny, iray kodrazana, iray fileovana.
[1.342] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |