|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifanakona
Fototeny  2 takona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 used in the sense of Mifamonjy. See vonjy [1.2]
Ohatra  10  Ary rehefa hitany fa dia tena tsy zakany samy irery tokoa, vao lasa izy miantso namana, ka mahafatifaty ery ny mijery ireto izy mifanakona milanja ilay entam-be. [2.445#]

Teny iditra (2/2) 11  mifanakòna
Fototeny  12 takona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanakona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mifanakona, mifanakòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15