|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifarimbona
Fototeny  2 farimbona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miaraka: Nifarimbona nanenjika ilay mpangalatra ny mponina rehetra ~ Mifarimbona mitoto vary izy mirahavavy
9 Miaraka miasa: Nifarimbona nandritra ny andro izy telo lahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to operate, as by two or more, alternately upon anything. [1.2]
11 to act together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 agir ensemble; coopérer [1.8]
Ohatra  13  Nahasosotra, hoy indray ny teniny, fa tsy nety nifarimbona ilay Rangahy. [2.472#248]

Teny iditra (2/2) 14  mifarimbòna
Fototeny  15 farimbona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifarimbona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mifarimbona, mifarimbòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15