Teny iditra | mahia (hia) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahazo nofo, manify kely, tsy mba nofosana: Mahia erỳ Rakoto hatramin' ny naharariany farany tao Tsy matavy, tsy misy taviny na menaka: Mahia ny hena novidinao [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Thin; meagre [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Maigre, décharné [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tohi-kevitra | matavy | ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mahia io | ||||||
Fivaditsoratra | mahay, mahia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |