|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  kaoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Lempona aty, lesoka aty
15 Keoka [1.1]
16 [keoka] miendrika lovia [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  17 hollow, concave [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 creux, concave [1.8]
19 [keoka] concave [1.13]
Mpanahaka  20  lempona

Teny iditra (2/5) 21  kaoka
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 Sombin-kanina miraikitra amin' ny vody vilany
24 Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny [1.1]

Teny iditra (3/5) 25  kaoka
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27 [Tanala] Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  28 [Tanala] (au sens général kaoka : action de râcler ; allusion au mode de préparation des fibres qui doivent être teillées). Hibiscus surattensis L. (Malvaceae) (réf. Cours 1565). Arbuste dont l'écorce fournit de bonnes fibres, employées en corderie et pour faire des sacs. [1.196]
Voambolana  29  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/5) 31  kaoka
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 fikikisana miandalana ny nofon'ny tany ataon'ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ny hatsiaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  34 érosion [1.13]
Voambolana  35  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (5/5) 36  kaoka
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38 Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia [1.1]
Voambolana  39  Fahasalamana

Fivaditsoratra  40 akoka, 41 kakao, kaoka, 42 koaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19